|
|
|
|

Entrée1  akasika
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  kasika
Explications en malgache  4  [1.1] Entina mikasika, manendry: Ny loharantsany fotsiny nonakasiny an' ilay marary dia sitrana ilay io
Atao mikasika: Akasiho eo ange ny tananao raha tsy mangorintsina
Exemples  5  [2.4#] hay izany toaka izany raha akasika vava sisan-tsakay, tsy fanome na rafilahy aza!
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Anagrammes  10 akasika, 11 akisaka

Mis à jour le 2025/09/12