|
|
|
|

Entrée1  akeky
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en français  3  [1.3] voisin, proche, près, auprès: Akekin' ny tranoko ny azy (Sa maison est voisine de la mienne) ~ Akeky ihany ny alehako (Je vais tout près) ~ Akeky foana ny tranony (Sa maison est tout près) ~ Akeky lavitra ny tanàna (Le village est près, mais le chemin qui y mène est long) ~ Mipetraha eto akekiko (Asseyez-vous ici près de moi)
Exemples  4  [2.48] Ny zavatra ao akeky ny fantsakana
5  [2.48] dia akeky alakarabo andro vokatra
6  [2.59#107] Ary ny Borozany rehetra isam-paheniny, ary isam-pirazanana ao anatin'ny am-paheniny hiany izany, dia samy vory avokoa, ao amin'izay fotoana hiangonany, ao akeky ny fokony hiany
Morphologie 
7  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Adverbes :
Tous les mots composés 
Autres orthographes  26  akaiky

Anagrammes  27 akeky, 28 kaike, 29 kiake, 30 kieka

Mis à jour le 2025/09/12