|
|
|
|

Teny iditra1 aketraka
Fototeny  2ketraka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao miketraka, migedragedra: Aketraho ny kofehy fa henjan-doatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be slackened, to be loosened [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on détend , qu'on relâche; (fig) qu'on décourage [1.8]
Ohatra  7 azo ahitsy amin' ny tsara na abirioka amin' ny ratsy, azo ahenjana na aketraka. [2.296#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 aketraka, 13 karatake, 14 Raketaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12