| Entrée | 1 aketrona |
| Partie du discours | 2 verbe passif |
| Radical | 3 ketrona |
| Explications en malgache |
4 [1.1] Asiana ketrona, asiana miforitra na mivalona: Naketrony ny moron-tongotr' akanjon-dRamatoainy ka lasa fohy ny akanjony Atao toy ny mihorongorona na mivalombalona ny hoditra: Naketrony ny handriny raha nahare izany izy |
| Explications en anglais |
5 [1.7] to be wrinkled up; to be gathered in pleats (of fabrics) |
| Explications en français |
6 [1.8] qu'on plisse (se dit des tissus) qu'on ride |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 11 aketrona, 12 kaontera, 13 takerano |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|