|
|
|
|

Teny iditra1  akipika
Fototeny  2 kipika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Alana ka akifika: Aza akipika atỳ amiko ny rano amin' ny lambanao
5 Atsipy: Hakipiko itỳ zaza itỳ raha mitomany lava toy izao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 à rejeter en secouant, qu'on repousse: Aza akipika eto amiko ny rano amin’ ny lambanao (Ne secouez pas sur moi l'eau de votre lamba) ~ Hakipiko ity zaza kely ity, raha tsy zaka tenenina (Je vais jeter au loin ce petit enfant, s'il n’écoute pas les réprimandes) [1.3#333]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08