|
|
|
|

Teny iditra1 akipikipy
Fototeny  2kipikipy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atoraka, atsipy: Tsy nakipikipiny tsara ilay rotsakazo ka tsy voa ilay akanga
Avezivezy, asaina mankatsy mankaroa: Tsy tsara fiasa Rabeka nakipihipin' ny lehibe hatraiza hatraiza [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12