| Entrée | 1 akodingy | 
| Radical | 2 kodingy | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Azera, adaboka dia avela hikodiadia: Nakodinginy tany an-tevana ilay vato nanakan-dalana anay Aongana: Nakodingin' ny Filoha ireo minisitra faly nameno paosy [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |