|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akombony |
| Fototeny | 2 kombona |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana akombona [Fitanisana] |
| Ohatra |
4 akombony ny bokinareo
[1.1]
5 akombony ny vavan' ise, hoy izy nihery mahitsy an' i Bemavo, raha tsy hiresaka ise tsinona. [2.5] |
| Fivaditsoratra | akombony, 6 ambokony, 7 komboina, 8 mibonoka, 9 mikobòna, mikobona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|