|
|
|
|

Teny iditra1 akotroka
Fototeny  2kotroka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao mikotrokotroka, mirohondrohona: Akotrohy kely ny orga fa fety anio.
5Ampiasaina mba handrahoana, entina mahandro: Vilany iza no akotroka ireto vomanga ireto. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 akotroka, 11 katoroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12