| Entrée (1/2) | 1 ala fady | 
| Mots élémentaires | 2 ala, 3 fady | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   ala misy fasana na toerana masina tsy azo diavina [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   A grove in which there are graves, and thus is forbidden ground [Provincial]
 [1.2] | 
| Explications en français | 7   (de fady = sacré, interdit) reliques forestières, protégées de la destruction par les interdits religieux. [1.196] | 
| Vocabulaire | 8 Botanique | 
| Entrée (2/2) | 9 ala fady | 
| Mots élémentaires | 10 ala, 11 fady | 
| Partie du discours | 12 locution | 
| Explications en malgache | 13   Vola omena ny mpandevina; vola na zavatra zaraina amin' ny olona nandray anjara tamin' ny fandevenana [1.1] | 
| Explications en anglais | 14   A present of beef or money from the chief mourner at a funeral to those attending the ceremonies connected with the afana. [1.2] | 
| Exemples | 15   Dia natao ny fombam-pandevenana izay fanaon'ny tany aloha, vola omena ny isan-karazana izay atao hoe : "alafady" ariary no natao tamy ny io.
[2.59#] | 
| Anagrammes | 16 ala fady, 17 faladia, 18 fiadala | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |