| Entrée | 1 alalanina | 
| Radical | 2 alalana | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Enti-milaza olona nandefasana mpanelanelana: Nalalanin' ny lehiben' ny tafika ny jeneraly nitarika ny fahavalo Enti-milaza zavatra raharahaina amin' ny fanelanelanana: Raha tsy vita amin' ny taratasy ifandefasana io raharaha io, dia aoka halalanin' ny masoivohontsika any [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be sent for or summoned through an intermediate; to be made known through another. [1.2] | 
| Explications en français | 6   Qu'on envoie comme messager, comme intermédiaire ; à qui on envoie un messager, un intermédiaire ; qu'on traite par un intermédiaire [1.3] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |