|
|
|
|

Teny iditra1 alanana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [alañana] fasika [Taimoro, Betsimisaraka] [1.78]
4 voan-javatra anaovana sikidy [Betsimisaraka] [1.78]
5 Anarana karazan-tsikidy misy andalana efatra, izay mitondra laharana efatra tsirairay avy indray
Fasika fanaovana karazan-tsikidy iray izay atao indrindra hoe sikidy alanana [1.1]
6 [alañana] ilazana ny fasika na jia mando [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7 a word applied to the sand or fine gravel used in working the sikidy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 Nom de Sikidy arrangé sur quatre lignes et quatre rangs; nom des graines employées pour tirer le Sikidy [1.3]
9 sable. (fàsina, jìa). § fàsika. [Tankarana] [1.19]
10 [alañana] sables humides [1.13]
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 2 amin' io teny io
Teny nalaina  12 Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  13 alanana, 14 analana, 15 ananala

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08