|
|
|
|

Entrée1  alatrano
Mots élémentaires  2  ala, 3  trano
Partie du discours  4  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  5  Eny ivelan' ny trano, ka ny tokotany manodidina ny trano indrindra no antsoina amin' izany: Asaivo mivoaka any alatrano ireo ankizy ireo fa mitabataba tsy ifandrenesana [1.1]
Explications en français  6  dehors, hors de la maison [1.3]
Exemples  7  Namaky kitay teo alatrano Idada. [2.332#]
8  Nanontany ankizy teo alatrano aloha izy; [2.357#]
9  Teo alatrano no nisy ny robine fakana rano sy ny fanasana lamba. [2.356#]

Mis à jour le 2025/09/12