|
|
|
|

Teny iditra1 ala velona
Singan-teny  2ala, 3velona
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 alananahary tsy mbola nisy nitrandraka na nikapa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 forêt vierge, forêt primaire [1.13]
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  8 ala velona, 9 lelavoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02