| Entrée | 1 alin-taona | 
| Mots élémentaires | 2 alina, 3 taona | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   enti-milaza ny voankazo maharitra hatramin' ny tonon-taona manaraka, na ny voankazo malady masaka, alohan' ny fahataperan' ny teo aloha [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   Precocious; premature, as of fruits. [1.2] | 
| Vocabulaire | 7 Botanique: (en général) | 
| Anagrammes | 8 alin-taona, 9 ilantoana, 10 taolanina | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |