Entrée | alkaola | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Ranon-javatra mahery azo avy amin' ny fanasitiliana amin' ny lalambika ranon-javatra hafa (zavapisotro, hazo notenehina, faikan-kodi-boaloboka, beteravy, lasantsim-boninkazo...). Ny ilana ny alkaola dia hanaovan' ny olona zavapisotro mahamamo na karazan-javatra mahasoa: vinaingitra, ranomanitra, fanafody, varinesy [1.1] | |
Origine | Français: alcool. | |
Anagrammes | alkaola, kalalao |
Mis à jour le 2020/07/31 |