| Entrée | 1 aloiloy | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Karazana lalitra madinika kely izay manidintsidina manao andiany be dia be rehefa takariva, na aorian' ny orana, ary velona ora vitsivitsy monja [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   a gnat, a small fly. [1.7] | 
| Explications en français | 5   moucheron. [1.8] | 
| Vocabulaire | 6 Zoologie: invertébrés | 
| Synonymes | 7 aloy | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |