Entrée (1/2) | 1 alokaloka |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 aloka |
Explications en anglais |
4 [1.7] shade, protection from the sun |
Explications en français |
5 [1.8] ombre, abri du soleil. 6 [1.13] pénombre |
Exemples |
7 [2.5] Nitokelaka izahay roalahy, namonjy alokaloka fa nitanika ny andro.
8 [1.38] Ny hatsaran' ny alokalony no antony nàmbolena azy indrindra; 9 [2.499] Feno hehy sy korana ny alokaloky ny lavarangana ary nisy aina terý ny vodi-hatafa sy voaniho. 10 [2.996] Raha hohosoranareo ho mpanjakanareo tokoa ary aho, dia avia ianareo ka mialofa ato amin'ny alokaloko |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Entrée (2/2) | 15 alokaloka |
Partie du discours | 16 nom |
Explications en malgache |
17 [1.78] ahiahy [Betsileo]
|
Anagrammes | 18 alokaloka, 19 olakolaka |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |