|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 alokely |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Vary vitsivitsy (raha maro izy dia atao hoe alobe) maningana masaka alohan' ny namany rehetra eo am-paniriana eny an-tanimbary.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Quelques épis mûrs avant les autres dans un champ de riz de mauvaise venue
[1.3] 5 (de aloha = en avant, et kely = petit, en petit nombre) Nom donné à une rizière devenue irrégulière, lorsque quelques panicules du riz mûrissent avant les autres. (voir alobe). [1.196] |
| Voambolana | 6 Toe-karena: fambolena |
| Mpanahaka | 7 alobe |
| Kamban-teny rehetra | 8 manao alokely |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|