| Entrée | 1 ambadik' Imanareza | 
| Mots élémentaires | 2 ambadika, 3 Imanareza | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   jereo ambadiky Imanareza [1.1] | 
| Exemples | 6   Ny tany ambadikin' i Manareza no resahan'ialahy!
[2.944#] 7 Dia nanakoako iny kabary tany ambadik'i Manareza iny, orimbato makadiry. [2.298#] 8 sy Rasoherimanjaka izao, ambadikimanareza izany, ka raha misy manetsika izany, indrindra ka manetsika ny teny vita amin' izao anjakako izao, dia sazina ariary 100 [1.123#] 9 Ireny rehetra ireny dia efa nalevina in-jato mandifotr' olona, nariana any ambadik' i Manareza, ary lasa any amin' ny tany maizina. [2.346#32] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |