|
|
|
|

Entrée1  ambakiloha
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Teny ilazana lamba kely ila, izay tsy mba ambainy roa mitovy no avitrana fa ambainy iray sy sasany: Akanjo soga ketrom-bozona sy lamba ambakiloha no nanaovany. (Kilalaon' afo: R. R. R. )
Explications en français  4  [1.19] sorte d'étoffe dont on se recouvre la nuit. [Tankarana]
Tous les mots composés 
Proverbes  6  Proverbes contenant le mot ambakiloha

Anagrammes  7 ambakiloha, 8 mahakobila

Mis à jour le 2025/09/12