|
|
|
|

Teny iditra1 ambakiloha
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Teny ilazana lamba kely ila, izay tsy mba ambainy roa mitovy no avitrana fa ambainy iray sy sasany: Akanjo soga ketrom-bozona sy lamba ambakiloha no nanaovany. (Kilalaon' afo: R. R. R. ). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4sorte d'étoffe dont on se recouvre la nuit.. [Tankarana] [1.19]
Kamban-teny rehetra  5mifanao ambakiloha
Ohabolana  6 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  7 ambakiloha, 8 mahakobila

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02