Exemples |
1 | Teo Ambalanirana Andrianjaka no nipetraka fony mbola tsy nanjaka, vao nifindra teny Ambohimanga.
[2.508]
|
2 | Andrianjaka zanany tamin-dRatsitohinimanjaka, nipetraka teo Ambalanirana sy teo Ambohimanga, dia teny Andringitra ary farany dia teo Antananarivo.
[2.508]
|
|