| Entrée | 1 ambanana | 
| Radical | 2 ambana | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Anaovana fihetsehana mody mamely: Nambanako ny tehina ilay alika dia nandositra [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be pretended to be struck at [1.2] | 
| Explications en français | 6   qu’on menace: Nambanana tamin’ ny tehina izy, ka nihataka tery (Il a été menacé avec le bâton et s’est écarté aussitôt) [1.3#26] | 
| Exemples | 7   Manaraka izany dia misy zaza efa voadidy foitra asaina mipetraka eo ambony tary ka mody ambanana ilay antsy.
[2.436] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 13 ambanana, 14 mañabaña | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |