| Entrée | 1 ambanina | 
| Radical | 2 ambany | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Ivaivaina, heverina ho tsinontsinona: Tsy misy olona azo ambanina na iza na iza [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   (To act so as) to be lightly thought of, or to be lightly spoken of; to be put down, as a palanquin; or carried lower, as of a heavy burden. [1.2] 6 to be lightly spoken of; to be put down [1.7] | 
| Explications en français | 7   qu'on abaisse, qu'on déprécie [1.8] | 
| Exemples | 8   raha gila maso na jamba ilay olona dia haratsina sy ambanina amin' ny kilemany izany izy.
[1.519#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 13 ambanina, 14 ambinana, 15 anambany, 16 animbana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |