|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ambatsy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 karazana hazandrano madinidinika sady be taolana [Betsimisaraka] [1.78]
Voambolana  4 Haibiby: trondro

Teny iditra (2/2)5 ambatsy
Sokajin-teny  6 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  7 ambony rihana [Bara] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12