|
|
|
|

Entrée1  ambin' ny folo
Partie du discours  2  adjectif
Mots élémentaires  3  amby, folo
Exemples  4  [2.472] Amin' ny iraika ambin' ny folo eo ho eo.
5  [1.320] Misy mpikambana iraika ambinifolo ao amin' ny Fitsarana Avo.
6  [2.649] Roa ambin' ny folo no isany.
7  [2.508] Nanasina azy izy roa ambinifolo lahy.
8  [2.996] Efatra ambin' ny folo izy rehetra.
9  [2.285] Dimy ambin' ny folo no sahiko!
10  [2.996] Ary fito ambin' ny folo taona no nanjakany.
Tous les mots composés 
Vocabulaire  18  Mathématiques: arithmétique
Autres orthographes  19  ambinifolo

Mis à jour le 2025/08/10