|
|
|
|

Entrée1  amboarina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  voatra
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-milaza zavatra simba izay karakaraina mba hiverina amin' ny toetrany tsara teo aloha: Amboary kely itỳ farafara itỳ fa tapaka ny tongony
Omanina, karakaraina: Amboary ny sakafon' ny vahiny
Explications en anglais  5  [1.7] to be prepared; to be arranged; to be repaired
Explications en français  6  [1.8] qu'on prépare, qu'on arrange; qu'on répare
Exemples  7  [1.519#] Raha ny fampiasana azy amin' ny andavanandro no jerena dia mitovy hevitra amin' ny hoe amboarina izy io.
8  [1.437#] Ny kalo dia feo mitaraina amboarina sy angolaina fatratra amin' izay hahamanga azy mba hahahontsa ny mpihaino.
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Tous les mots composés 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot amboarina

Anagrammes  16 amboarina, 17 amboriana, 18 anambario, 19 anamboary

Mis à jour le 2025/09/13