| Entrée | 1 amehezana | 
| Radical | 2 fehy | 
| Partie du discours | 3 verbe relatif | 
| Explications en anglais | 4   [1.2] | 
| Exemples | 5   raha maka kitay dia ilay vahivahy na tady amehezana ny kitay, iny no kofehy fanambarana ny kitay ho entana tokana azo entanina amim-pilaminana.
[2.245#] 6 Izao no azo amehezana izay voalaza rehetra izay : ny mpikambana ao amin' ny Antenimieran' ny Tetezamita dia tsy mizaka ny « zon' ny solombavambahoaka tsy ho voatohintohina. [4.27#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |