| Entrée | 1 amoizana | 
| Radical | 2 foy | 
| Partie du discours | 3 verbe relatif | 
| Exemples | 4   Moa tsy hianao no namoizako ny tena fototro rehetra Fanjakana!
[2.928] 5 Raha fitaka nampianarin' olona io, nahoana no dia sahin' ny mpivavaka amoizana ny ainy? [2.285] 6 Dia izany tokoa mantsy no hita eto amin' ny fiainana: vidina lafo matetika ny ala tahaky ny lanitra izay anefa amoizana ny lanitra. [2.313#] 7 Maty aho, ray vahoaka, fa nilazan' olona ny kobaka am-bava, ny vojana an-tenda, ka ny vavany nalefaka androtr' izay no namoizako ny ahy tsy foiko; [2.69] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 12 amoizana, 13 azo maina | 
| Mis à jour le 2025/09/10 |   |