| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 amoriana | 
| Fototeny | 2vory | 
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 [1.3#860] | 
| Ohatra | 
6 Hoy ny mpitana hazomanga: «Ny antony amoriana anareo fokonolona dia maty Ranona.
[2.436#] 
 7 Koa zava-dehibe vitsivitsy no amoriana anareo havan' Andriana, ianareo Andriambaventy sy miaramila ary ny vahoaka tsy an-kanavaka ankehitriny, eto Andohalo. [2.528#130]  | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Fivaditsoratra | 12 amoirana, 13 amoriana, 14 anamaroy, 15 anamoray | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |