|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampaingoina |
| Fototeny | 2paingo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny olona asiana gadra ny tongany, na ny vorona asiana fatotra ny tongony [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Aux pieds desquels on met des fers, des entraves [1.3#476] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 ampaingoina, 11 mapangoaiñy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|