|
|
|
|

Teny iditra1 ampandrenesana
Fototeny  2re
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Ohatra  4 tsy maintsy tendrena ao anatin' ny fe-potoana 60 andro manomboka amin' ny nampandrenesana ny Filohan' ny Repoblika (doit être désigné dans un délai de 60 jours à compter de l'avis donné au Président de la République) [2.114#57.10]
5 Haniraka olona roa lahy any Ambohibary izahay hampandrenesana ny fahatongavanao [2.270#90]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11