Entrée | 1 ampanenoina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 neno |
Exemples |
4 [2.48] ary sarinety roa lehibe teo andrefan-trano ampanenoina mandrakariva.
5 [2.499] kanjo kalokalo mitaraindraina no nampanenoin' ny rantsany malefalefaka 6 [1.38] na araka ny hevitry ny sasany, dia milaza fa tokony hiato kely ny feon' ny mpihira, fa ny trompetra ihany no ampanenoina. |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/10 |
![]() |