Entrée | 1 ampijoroina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 joro |
Explications en français |
4 [1.5] qu'on releve, qu'on fonde |
Exemples |
5 [2.472] Isa-maraina, alohan' ny hitondrany ireo miasa, dia ampijoroiny eo an-tokotany aloha, asainy mihira ny hiram-pirenena frantsay, ary asainy mamarana ny hafanam-pony amin' ny fiantsoana mafy hoe:
|
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |