|
|
|
|

Entrée1  ampirehetana
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  rehitra
Explications en français  4  [1.3]
Exemples  5  [2.996] Tsy hisy hampirehetana afo ny tranonareo amin' ny sabata
6  [2.4] Mba tsy hiandrasako ela, nampirehetany feran' arina aho ary dia nopasohiko lena ny akanjoko
7  [2.996] Izy rehetra mpaka vadin' olona avokoa, hoatra ny fatana nampirehetan' ny mpanao mofo afo, izay mitsahatra tsy misoron' afo, hatramin' ny nametafetany ny koba ka mandra-pivontony
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12