| Entrée | 1 ampitahaina | 
| Radical | 2 taha | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Ampitovina ka jerena izay tsara kokoa amin' ny zavatra roa na maro: Vasoka ny akanjoko raha ampitahaina amin' ny anao [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be compared [1.7] | 
| Explications en français | 6   qu'on compare [1.8] | 
| Exemples | 7   Raha ampitahaina amin' izany ny olona ankehitriny?
[2.245#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |