|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampitso |
| Sokajin-teny | 2 anarana na tambinteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza ny andro manaraka ny andro itenenana na ny andro tenenina: Tsy misy mahalala ny ampitso. / Narary izy ny ampitson' ny nandehanany Ny ho avy: Ny ampitso no hanamarina izany Indraindray ampiasaina ho mpamaritra matoanteny mitovy amin' ny rahampitso: Ampitso izy no handeha, [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 to-morrow. Same as rahampitso. [1.2] 5 tomorrow, the morrow [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 demain, le lendemain [1.8] |
| Ohatra |
7 ka marary nony mody ny ampitso
[2.245]
8 Nony ampitso Zoma, dia niangona indray [2.59] 9 Ny ampitso ihany dia nanoratra i Fatakamana [2.499] 10 Saingy izay nianarana anio toa hadino nony ampitso [2.356] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 ampitso, 15 mpisota, 16 Patmosy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|