|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ampodina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan-kazon' ala manopy vony ny hazony ary lava-lava mivaky telo ny raviny, fanao zaran-defona [Sakalava] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 arbre à bois jaune imitant le buis [1.3]
Voambolana  5 Haizavamaniry: hazo
Tsipelina hafa  6ampody

Teny iditra (2/2)7 ampodina
Fototeny  8ody
Sokajin-teny  9 matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  13 ampandoy, 14 ampodina, 15 dimpoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12