Exemples |
1 | Ny Rova kely foana teo ampovoamboany teo, fa vao nitarina matetika.
[1.437]
|
2 | Tamin' ny lalamby Fianarantsoa Manakara, nisy fiaramby iray tao ampovoamboany tao, izay mpiodina no nitana azy.
[2.472]
|
3 | HEFA voafidy ny tany hanorenana ny vo-hitra, dia orenam-bato ao ampovoamboany, dia alaina ny ondralahy vonoina eo ambonin' iny vato naorina iny, ka aidina eo ny rany, ary ny ondry dia andraiioina hohanin' ny oìona.
[2.857]
|
|