|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anao |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 ianao
[Tanala]
[1.78] 4 Mpisolo anarana misolo olona, enti-manolo ny ianao raha atao teny fameno: Mijery anao izy; na raha atao milaza tompon-javatra: Anao ve itỳ trano amoron-dalana itỳ satroka itỳ? [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 Thee, thine, you, yours. Accusative and possessive case of hianao. (Fiji angao.)
[1.2] 6 you (singular, as object); yours [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Toi, te, à toi, à ton tour. Tsy hanatona anao aho: je ne t'approcherai pas. Anao ity antsipika ity: ce couteau est à toi. Anao ny manamboatra io lalana io: c'est à toi à arranger ce chemin. Anao ho anao izany: c'est votre affaire.
[1.3] 8 Te, toi. [1.5] 9 vous (singulier - objet); vôtre. [1.8] 10 Also Anô (pronom personnel complément - 2ème personne du singulier). [Tanala] 11 1. (sujet): tu, toi. 12 2. (complément): te, à toi. Izay fady natoroko anao izay: ces interdits que je t'ai enseignés [1.6] |
| Ohatra |
13 Mety mihitsy ny anao, Rasoa havako.
[2.470#]
14 Mipetrapetraha, hitotoanay ny anao. [2.270#] 15 Nefa natory tsara ny fahitako anao. [2.332#] |
| Mpanahaka | 16 ianao, 17 nao |
| Kamban-teny rehetra | 18 Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
19 Ny mpisolo rehetra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|