|
|
|
|

Teny iditra1 anavaho
Fototeny  2avaka
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony anavahana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  4 [1.3#67]
Ohatra  5 Ny antsasany an' ny zanak' Israely kosa, anavaho iray isan-dimampolo, na olona na omby na boriky na ondry sy ny biby fiompy rehetra, ka omeo ny Levita, izay miambina ny Fonenan' ny Tompo. [2.996#04.031.030]

Fivaditsoratra  6 anavaho, 7 havoana, 8 ovahana, 9 voahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12