Entrée | 1 andevozina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 andevo |
Explications en malgache |
4 [1.1] Atao mpanompo, entina amin' izay itondrana azy, ampanaovina izay tiana |
Explications en anglais |
5 [1.2, 1.7] to be enslaved 6 [1.2] to be reduced to slavery. |
Explications en français |
7 [1.8] qu'on traite en esclave |
Exemples |
8 [2.313#] ireo mpihevitra fa andevozina ny sainy raha tahiny ka mino izy.
9 [2.366#] Ary ireo babo sy sambobelona ireo tsy azo andevozina na vonoina. |
Morphologie |
|
Synonymes | 14 andevoina |
Anagrammes | 15 anandevozy, 16 andevozina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |