Entrée | 1 andinihana |
Partie du discours | 2 verbe relatif |
Radical | 3 dinika |
Exemples |
4 [2.470#] Vao mainka zendana ihany rahateo koa izy ireo, indrindra Rasoa antoky ny fikarakarana, fa toa mihatsara Rainitoandro, raha ny resaka ataony sy ny fahamiramiranany no andinihana izany.
5 [2.606#] Ao anatin'izany fiovana tsy miato eo amin'ny tontolo ankapobeny izany no tsy maintsy andinihana ny fanabeazana, ka anarahana ny fivoarany manaraka ny fandrosoan' ny fotoana sy ny fiarahamonina. |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/10 |
![]() |