Entrée | 1 andrahoina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 handro |
Explications en français |
4 [1.3] qu'on fait cuire ou bouillir |
Exemples |
5 [2.293] Da nampamono akoho, hono, Rafotsiarifanahy, ka nasainy nandrahoina, ka nony masaka, dia naniraka ankizivavy roa izy hanatitra azy.
6 [2.996] koa manendasa izay hendasinareo, ary mahandroa izay handrahoinareo, ary izay sisa rehetra dia avelao ho anareo, hotehirizina ho tra-maraina. |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Autres orthographes | 12 ahandroina, handroina |
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot andrahoina |
Anagrammes | 14 ahandroina, 15 Anahidrano, 16 andrahoina, 17 rahondiana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |