|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  andre
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Tenim-piontanana milaza:
4 -- Fahatairana: Andre! inona ity ataonao, anaka?
5 -- Figagana: Andre! mahavariana ny mandinika ny habakabaka!
6 -- Nenina, alahelo: Andre! vorona, hono, izany izaho ka afa-nanidina nankany aminay! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 an expression of astonishment. See adre, odre. [1.2]

Teny iditra (2/5)8  andre
Sokajin-teny  9  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  10 moa? Va? Angaha? [Bara] [1.78]
Tovy hevitra  11 andra

Teny iditra (3/5)12  andre
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 manavy, fanihy, vorona kely sahala amin'ny fanihy nefa kelikely kokoa [Betsimisaraka] [1.78]
Voambolana  15  Haibiby: mampinono
Tsipelina hafa  16 andrehy

Teny iditra (4/5)17  Andre
Sokajin-teny  18  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  19 Andrew [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  20 André [2.996]
Ohatra  21  Dia lasa Filipo nilaza tamin'i andre ka dia i andre sy Filipo no niara-nilaza tamin'i Jeso [2.996]
Voambolana  22  Soratra Masina
Tsipelina hafa  23 andrea, andrea
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  24 Toko sy andininy momba Andre

Teny iditra (5/5)25  André    
Sokajin-teny  26  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Kamban-teny rehetra  27 Copalle André

Fivaditsoratra  Andre, andre

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08