| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/2) | 1 andretra | 
| Sokajin-teny | 2 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 fanariam-pako (toerana), toerana lobolobo amoron-tanàna: Alao andretra laha hievelaña (mandehana eny ampanariam-pako raha hivoaka) [Tanala]
 [1.78] | 
| Teny iditra (2/2) | 4 andretra | 
| Sokajin-teny | 5 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
6 bibikely mandratra voly [Betsimisaraka]
 [1.78] | 
| Voambolana | 7 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |