|
|
|
|

Teny iditra1 andro hafa
Singan-teny  2andro, 3hafa
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 rahampitso na rafakampitso amin'ny ora toy izao. Izy dia manendry ny andro na dia mbola ho elaela, ka mety hafaka herinandro aza izany [Betsimisaraka] [1.78]
Voambolana  6 Fotoana

Fivaditsoratra  7 afandraho, 8 andro hafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12