Entrée | anerany (erana) | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Teny fampiasa mandrakariva miaraka amin' ny tsy, ka ilazana zavatra be dia be, tsy tambo, tafahoatra ny mety: Tsy anerany ny hafanana aty aminareo izany [1.1] | |
Explications en anglais | tsy anerany: beyond all measure, unreasonable [1.7] | |
Explications en français | tsy anèrany: au-delà de la mesure, outre mesure [1.8] | |
Anagrammes | anerany, arenina |
Mis à jour le 2020/07/31 |