|
|
|
|

Entrée1  angalarina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  halatra
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-milaza zavatr' olona alaina tsy andrariny: Nangalarin' i Koto ny kanetinay
Explications en anglais  5  [1.2] to be stolen, to be taken away.
Exemples  6  [4.27#] Mba hampitsaharana ny fiovaovan' ny habetsahany sy ny famezivezena azy tsy misy farany, tsara raha raisina an-tsoratra farany ny tena isan' ny bolongan-kazo marina, asiana marika tsy azo angalarina izy ireny ary avela hivarotra izay entana ara-dalàna ny tompony.
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot angalarina

Mis à jour le 2025/09/12